Vos messages

39 Messages

Cliquez ici pour ajouter un message

Répondre à Rapahalahy Samuel Annuler

  • Faly! Mbola sadaikatra aho hatreto satria tsy nampoiziko ho lasa tampoka izy roa andro monja taorian’ny nihaonanay mirahalahy farany tao amin’ny Polyclinique Ilafy. Tsy nahavangy azy akory aho satria lasa tany Antsirabe ny ampitson’io. Ankoatry ny maha indray mihira anay tao amin’ny 11e promotion ACMIL dia tafaraka koa izahay teo amin’ny sehatry ny asa tany Fianarantsoa. Lehilahy mazoto miasa, liam-piavoarana ary indrindra niafy sy tsy nitsahatra nitady izay hahatafita ny ankohonany.
    Faly! Vita ny adidinao ary afaka mirehareha ireo vady aman-janakao sy ireo mpiara-miasa taminao ary izahay namanao.
    Mandria am-piadanana!

  • Que de souvenirs avec ton papa. Manokon-dresaka ao amin’ny birao tamin’izy dircab. On a fait Ambositra Tana en quelques heures très rapides, lui au volant, le chauffeur devant et moi derrière. Aiaiaia. Je n’ai pas eu le temps d’avoir peur ni de voir les km passer car j’ai fini toutes ses provisions de fromages saucisson et de whisky tellement il n’y avait que ça à faire si tu as peur. Sinon, ndao Dircab à. Repose en paix. Je souris en pensant à lui. Et je vous envoie de belles pensées à toute la famille. Sacré bonhomme

  • À mon frère,
    Tu seras à jamais dans mon coeur pour la vie et saches que je t’aime avec l’âme et non avec le coeur , car un jour mon coeur cessera aussi de battre mais l’âme dure une étèrnité .
    Tu laisses un vide immense dérrière toi .
    Et pour mieux le surmonter, nous n’aurons qu’à nous souvenir de ton rire, ta bonté, de ta bonne humeur, et de ton eternel Optimisme .
    Reposes en paix mon frère .
    Ta petite soeur
    Jean Marc et les enfants

  • Efa niady ny ady tsara izy ary namela soa sy mamy ho an’ny fianankaviana.
    Ontsa ny fo nilaozan’i tonton. Courage à tous.

    Tsy ho takatry ny saiko zay rehetra lahatrao.
    💞 Veloma tonton Faly dia veloma any amin’ny Randy any

  • Vao avy tany Antsahalava izahay teo fa mahafinaritra ny témoignage nataon’i Neninareo fa tena mampahery be dia mino aho fa vao maika hampahery anareo zanany ny fahatongavany any fa tena hafa ny miaraka amin’i Jesoa dia mahereza ry zareo fa ny azy efa vita fa jereo koa Neny

  • Mandria ampiadanana letsy binôme a tsy maintsy mbola hihaona ihany
    Ho anareo havany dia mahereza fa efa eo akaikin’i Jesoa izy
    Bon courage

  • mandria ampiadanana enao mon colonel. anisan namako tena nahafinaritra ana izy tao @ tourisme. matetika izy n manome clients ho ana. malaelo Rapa tonnerre nilaozanao.

  • Torovandrovana ny fo marary ny aina fa namana akaikin ny fo nandritra ny taona maro no maty nefa dia sady tsy faka nandevina ny maty no tsy afaka nanotrona ny velona !tena tsy mbola nisy loza ohatr ity hatr izay maha olombelona anah!!!! 😢😢😢mandria ampiadanana Faly a de courage aky Sahondra!!!hitahy sy hiaro andry sy izy telo mirahalahy sy ny ankohonany avy anie Andriamanitra @zao fahoriana tsy roa aman tany mihatra aminareo zao!!!!

  • Mamangy ny fahoriana lesy dia mirary fihononona feno ho an ny fianakaviana ! Tena malaelo za naheno an’zay teo fa mahereza lfa tombon dalana ny azy !Tena mafy, za ary nangorintsina fa atao aona moa lesy fa zay no fandaharana avy amin Andriamanitra d ts manaiky manaiky!

    • Efa niady ny ady tsara izy ary namela soa sy mamy ho an’ny fianankaviana.
      Ontsa ny fo nilaozan’i tonton. Courage à tous.

      Tsy ho takatry ny saiko zay rehetra lahatrao.
      💞 Veloma tonton Faly dia veloma any amin’ny Randy any 💞

  • Oh ! Fahatsiarovana tsy ho adino ny entretetien natao raha hiroso @ mariage ! Enquête de moralité. Sincères condoléances à la GN.

  • Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana rehetra izahay. Il était mon Directeur au DOE dans le temps. Il m’a beaucoup appris. Paix à son âme

  • Vahotra ny lela mangovitra ny tanana feno alahelo ny fo naheno izao.
    LAVO ny andrarezina.
    Mampahery ny fianakaviana manontolo tombon- dàlana ny azy.
    Mandria ampiadanana lezandry

  • Ory ny fo ary latsaka ny ranomaso naheno ny fahalasany zoky Faly, ray amandreny. Mamangy ny fahoriana letsy ny tenako ry zandry Ony, Sitraka ary Rinah, miara mionina aminy fianakavina ny tenako.

  • Ohhh non, j’arrive pas à le croire, un pilier de la famille, « the » tonton Faly, toutes mes condoléances cousins, mes pensées et mes prières vous accompagnent dans cette épreuve, qu’il repose en paix.

  • Mafy sy mavesatra tokoa izao fahoriana mihatra aminareo izao koa dia manolotra ny fiara-miory tanteraka aminareo izahay. Mandria ampiadanana ianao ry Faly.

  • Ontsa ny fo!tena nanampy ahy tao amin’ny sehatry ny asa dadanareo .Mihondrika ampanajana ary misaotra erampo .Handry ampiadanana ny fanahiny .Mahereza Tompoko

  • Mamangy am fahoriana sy mirary fiononana feno ho any fianakaviana . Olona nitaiza sy nananatra ary nanampy ahy teo am fiainana RIP

  • Sincères condoléances !
    Meilleurs souvenirs de votre père que je considère comme mon meilleur cousin.
    Dieu ait son âme et qu’il repose en paix!
    Cousin Tosy

  • Mandria am-piadanana Mon Colonel, rahalahy, zoky, mpiara-miasa, mpampianatra, fianakaviana…. Be ny soa navelanao… Mandria am-piadanana ary mankahery ny fianakaviana nilaozany.

  • Papy Be feno fitiavan-janaka sy fitiavan-kavana manana fo hafakely tsy mahalala vizana raha mahita olona sahirana tsy mifidy.Tsara fanahy loatra.Mandria ampiadanana Papybe d mirary fiononana ho anareo vady aman-janany sy ireo zafikeliny ary NY fianaviana iray manontolo

  • Mandria am-piadananan Colonel Faly ! Tsy adino mandrakizay ireo rehetra niarahana hatrizay Mirary fiononanan ho an’ny vady amanjanany ho anareo tsy afa manoatra any Canada nohon’ny hamehana ara pahasalamana misy Mahaiza mionona fa izay no lahatry ny Tompo

  • Olobé-ny zandarimariam-pirenena.. niavaka t@ ilay solomaso-ny.. niara-niosina tetsy Mahamasina rehefa nisy lalao goavana..
    Mandria am-piadanana Cnel Faly !

  • Tompoko,

    Amin’ny alahelo lehibe no nandresanay ny fahalasan’i Colonel Faly tamin’ny 3 juillet lasa teo, sendra nahapafantaran’ny havanay aty Dago, namaky gazety.
    Mamangy fahoriana izahay mivady. Ny Tompo anie hanome hery anareo mianakavy.
    Dia ho tsara levenina i Colonel Faly amin’izao zavatra mitranga aty Dago izao.

    Izahay dia lasa nifampinamana tamin’i Colonel Faly, satria anisan’ny olona voalohany nanofa ny fiarany depuis 2005, (niaraka tà José). Nanampy anay be mihintsy i Colonel Faly tamin’ireo dianay eran’ny Madagasikara, ka zavatra tsy adinonay mihintsy izany.
    Tonga nanatrika ny fahatokanan’ny tranonay tao Tsarafara izy mivady tamin’ny novembre 2017. Mankasitraka izay fanampiana rehetra nataony taminay.

    Malahelo izahay ary miara mizaka an’izany aminareo vady amanjanany.
    Ny Tompo anie hanampy antsika rehetra hizaka an’izany.
    Aza misosoka alahelo Tompoko.

    Mbola sy Guy ANDRIANARIJAONA

  • Bonjour,
    c’est avec douleur que j’apprends par les journaux la disparition de monsieur Faly. Nous sommes ces fidèles clients depuis 6 ans et nous sommes très peinés d’apprendre cette terrible nouvelle. A vous sa famille , sachez que nous vous accompagnant dans votre douleur.
    Nous avons préparé un circuit malheureusement avec lui qui je pense ne pourra pas se faire? un remerciement sincère à monsieur solofo, thierry et manda qui nous ont accompagnés durant ces périples.
    Nos sincères condoléances
    Famille Barbeau/ Andrianjaka

  • Au nom des bénévoles de l’association NIRINA, actifs à Madagascar
    Je viens vous présenter toutes nos condoléances.
    En effet , MR Faly était pour nous plus qu’un prestataire, un véritable allié et ami, qui a rendu beaucoup de services à l’association.

    Nous sommes de tout cœur avec vous et vous pouvez compter sur notre soutien pour poursuivre notre coopération avec « 505 Transports  » lors de nos prochaines missions à Madagascar.

    Avec toutes nos amitiés .

  • Je tiens à présenter mes très sincères condoléances à toute votre famille.
    Au cours des années Faly était devenu, peut être pas un ami mais tout du moins une relation très amicale avec qui j’ai passé de grands moments sur les pistes de Madagascar.
    Mes très respectueuses salutations
    Pierre Durepaire

  • Bonjour Mesdames, Messieurs,

    J’ai rencontré pour la première fois Monsieur FALY en juin 2013 à l’occasion de mon premier voyage à Madagascar. Je vis en France et c’est lui qui avec sa société 505 Transport à organiser tous mes déplacements.
    Puis après chaque fois que je venais à Madagascar il m’aidait à préparer mes voyages à travers de nombreux emails que nous échangions. Puis il veillait à ce que le voyage se passe bien.
    Que ce soit dans la capitale ou pour de long voyage de deux mois vers Andapa.
    C’était un homme vraiment très gentil et de très bon conseil.
    J’avais été en contact avec lui au mois de janvier dernier et je n’aurais jamais pu imaginer qu’il nous quitte si vite.

    Je vous adresse toute mes condoléances. Puisse son âme rejoindre celles de ses ancêtres.

    Cordialement.

    Jean BERGUERAND